plt_tq/psa/40/12.md

8 lines
248 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no manahy Davida?
Manahy izy satria fahoriana tsy tambo isaina no manodidina azy ary nahatratra azy ireo helony. Ketraka ny fony.
# Inona no ivavahany mba ho ataon'i Yaveh am-pifaliana?
Mivavaka izy mba ho finaritra Yaveh mamonjy azy.