# Nahoana no manahy Davida? Manahy izy satria fahoriana tsy tambo isaina no manodidina azy ary nahatratra azy ireo helony. Ketraka ny fony. # Inona no ivavahany mba ho ataon'i Yaveh am-pifaliana? Mivavaka izy mba ho finaritra Yaveh mamonjy azy.