plt_tq/psa/40/07.md

8 lines
321 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no voasoratra momba an'i Davida ao amin'ny horonam-boky?
Voasoratra fa mankasitraka ny hanao ny sitra-pon'Andriamanitra izy ary ny lalàn'Andriamanitra no ao am-pony.
# Inona no nambaran'i Davida tamin'ny fiangonan-dehibe?
Nanambara vaovao mahafalin'ny fahamarinan'Andriamanitra tamin'ny fiangonan-dehibe izy.