# Inona no voasoratra momba an'i Davida ao amin'ny horonam-boky? Voasoratra fa mankasitraka ny hanao ny sitra-pon'Andriamanitra izy ary ny lalàn'Andriamanitra no ao am-pony. # Inona no nambaran'i Davida tamin'ny fiangonan-dehibe? Nanambara vaovao mahafalin'ny fahamarinan'Andriamanitra tamin'ny fiangonan-dehibe izy.