plt_tq/psa/39/04.md

8 lines
291 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tian'i Davida ho fantatra momba ny fiainany?
Davida te hahalala hoe rahoviana no ho tapitra ny fiainany, ny halavan'ny androny, sy ny maha mpandalo azy.
# Tahaka ny inona eo anoloan'i Yaveh ny fiainan'i Davida?
Tahaka ny tsinontsinona ny fiainan'i Davida eo anatrehan'i Yaveh.