# Inona no tian'i Davida ho fantatra momba ny fiainany? Davida te hahalala hoe rahoviana no ho tapitra ny fiainany, ny halavan'ny androny, sy ny maha mpandalo azy. # Tahaka ny inona eo anoloan'i Yaveh ny fiainan'i Davida? Tahaka ny tsinontsinona ny fiainan'i Davida eo anatrehan'i Yaveh.