plt_tq/psa/36/05.md

12 lines
351 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no mipàka eny amin'ny lanitra sy eny amin'ny rahona?
Ny famindrampon'i Yaveh no nipàka eny amin'ny lanitra, ary ny fahatokiany mahatratra ny rahona.
# Tahaka ny inona ny fahamarinan'i Yaveh?
Ny fahamarinany dia tahaka ny tendrombohitr'Andriamanitra sy ny lalim-be.
# Inona no tehirizin'i Yaveh?
Yaveh mitahiry ny olombelona sy ny biby.