# Inona no mipàka eny amin'ny lanitra sy eny amin'ny rahona? Ny famindrampon'i Yaveh no nipàka eny amin'ny lanitra, ary ny fahatokiany mahatratra ny rahona. # Tahaka ny inona ny fahamarinan'i Yaveh? Ny fahamarinany dia tahaka ny tendrombohitr'Andriamanitra sy ny lalim-be. # Inona no tehirizin'i Yaveh? Yaveh mitahiry ny olombelona sy ny biby.