plt_tq/psa/34/18.md

12 lines
274 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Akaikin'iza Yaveh?
Akaiky ny torotoro fo Yaveh.
# Iza no avotan'i Yaveh?
Yaveh manavotra an'ireo izay torotoro fanahy
# Inona no mitranga amin'ny marina izay manam-pahoriana maro?
Yaveh manome azy fandresena manerana izany rehetra izany ary miaro ny taolany rehetra.