# Akaikin'iza Yaveh? Akaiky ny torotoro fo Yaveh. # Iza no avotan'i Yaveh? Yaveh manavotra an'ireo izay torotoro fanahy # Inona no mitranga amin'ny marina izay manam-pahoriana maro? Yaveh manome azy fandresena manerana izany rehetra izany ary miaro ny taolany rehetra.