plt_tq/psa/22/26.md

8 lines
371 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no hihinana, ho afapo, ary hidera an'i Yaveh?
Ny ory hihinana ka ho afa-po ary izay mitady an'i Yaveh dia hidera Azy
# Inona no hataon'ny olon-drehetra amin'ny tany ary inona no hataon'ny fianakavian'ireo firenena?
Hahatsiaro ary hiverina amin'i Yaveh ireo vahoakan'ny tany rehetra ary hiankohoka eo anatrehany ireo fianakaviana rehetra amin'ny firenena marobe.