# Iza no hihinana, ho afapo, ary hidera an'i Yaveh? Ny ory hihinana ka ho afa-po ary izay mitady an'i Yaveh dia hidera Azy # Inona no hataon'ny olon-drehetra amin'ny tany ary inona no hataon'ny fianakavian'ireo firenena? Hahatsiaro ary hiverina amin'i Yaveh ireo vahoakan'ny tany rehetra ary hiankohoka eo anatrehany ireo fianakaviana rehetra amin'ny firenena marobe.