plt_tq/psa/21/01.md

8 lines
244 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'inona ny mpanjaka no mifaly?
Mifaly amin'ny herin'i Yaveh izy ary amin'ny famonjena omen'i Yaveh.
# Inona no efa nataon'i Yaveh tamin'ny mpanjaka?
Yaveh nanome izay nirian'ny fon'ny mpanjaka ary tsy mba nandàny fangatahan'ny molony.