# Amin'inona ny mpanjaka no mifaly? Mifaly amin'ny herin'i Yaveh izy ary amin'ny famonjena omen'i Yaveh. # Inona no efa nataon'i Yaveh tamin'ny mpanjaka? Yaveh nanome izay nirian'ny fon'ny mpanjaka ary tsy mba nandàny fangatahan'ny molony.