plt_tq/psa/19/07.md

16 lines
301 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ataon'ny lalàn'i Yaveh
Manarina fanahy ny lalàn'i Yaveh.
# Inona no ataon'ny didin'i Yaveh?
Manome fahendrena ho an'ny tsy mahay ny didin'i Yaveh.
# Inona no ataon'ny fampianaran'i Yaveh?
Maharavoravo fo izany.
# Inona no ataon'ny fandidian'i Yaveh?
Manome fahitana ny maso izany.