# Inona no ataon'ny lalàn'i Yaveh Manarina fanahy ny lalàn'i Yaveh. # Inona no ataon'ny didin'i Yaveh? Manome fahendrena ho an'ny tsy mahay ny didin'i Yaveh. # Inona no ataon'ny fampianaran'i Yaveh? Maharavoravo fo izany. # Inona no ataon'ny fandidian'i Yaveh? Manome fahitana ny maso izany.