plt_tq/psa/149/02.md

8 lines
312 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ao amin'iza Israely no tokony hifaly?
Tokony hifaly ao amin'ilay nanao azy ireo ho firenena, sy ao amin'ny mpanjakany i Israely.
# Ahoana no tokony hideran'ny olon-drehetra an'i Yaveh?
Tokony hifaly amin'ny anaran'i Yaveh amin'ny dihy sy hira fiderana Azy amin'ny ampongatapaka sy valiha ny olon-drehetra.