# Ao amin'iza Israely no tokony hifaly? Tokony hifaly ao amin'ilay nanao azy ireo ho firenena, sy ao amin'ny mpanjakany i Israely. # Ahoana no tokony hideran'ny olon-drehetra an'i Yaveh? Tokony hifaly amin'ny anaran'i Yaveh amin'ny dihy sy hira fiderana Azy amin'ny ampongatapaka sy valiha ny olon-drehetra.