plt_tq/psa/147/10.md

8 lines
282 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'inona Yaveh no tsy mahita fitia sy tsy mankamamy?
Tsy mahita sitraka amin'ny herin'ny soavaly i Yaveh ary tsy mankamamy amin'ny tanjaky ny tongotry ny olona.
# Inona no ankasitrahan'i Yaveh?
Mankasitraka an'ireo izay manaja Azy Yaveh, dia izay manantena ny famindrampony.