# Amin'inona Yaveh no tsy mahita fitia sy tsy mankamamy? Tsy mahita sitraka amin'ny herin'ny soavaly i Yaveh ary tsy mankamamy amin'ny tanjaky ny tongotry ny olona. # Inona no ankasitrahan'i Yaveh? Mankasitraka an'ireo izay manaja Azy Yaveh, dia izay manantena ny famindrampony.