plt_tq/psa/122/01.md

12 lines
295 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Davida mba hahafaly azy?
"Andeha isika ho ao an-tranon'i Yaveh." Izany no nolazain'i Davida.
# Aiza no ijoroan'ny tongotry ny vahoaka?
Ao anatin'ny vavahadin'i Jerosalema.
# Ahoana no fomba nanorenana an'i Jerosalema?
Naorina toa tanàna voalamina tsara i Jerosalema.