# Inona no nolazain'i Davida mba hahafaly azy? "Andeha isika ho ao an-tranon'i Yaveh." Izany no nolazain'i Davida. # Aiza no ijoroan'ny tongotry ny vahoaka? Ao anatin'ny vavahadin'i Jerosalema. # Ahoana no fomba nanorenana an'i Jerosalema? Naorina toa tanĂ na voalamina tsara i Jerosalema.