plt_tq/psa/10/06.md

8 lines
302 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no lazain'ny lehilahy ratsy fanahy anakampo?
Ny lehilahy ratsy fanahy manao anakampo hoe: "Tsy ho lavo mandrakizay aho; tsy hahita fahoriana aho manerana ny taranaka mandimby rehetra."
# Inona no mameno ny vavan'ny lehilahy ratsy fanahy?
Feno ozona sy fitaka, sy teny mampidi-doza ny vavany