# Inona no lazain'ny lehilahy ratsy fanahy anakampo? Ny lehilahy ratsy fanahy manao anakampo hoe: "Tsy ho lavo mandrakizay aho; tsy hahita fahoriana aho manerana ny taranaka mandimby rehetra." # Inona no mameno ny vavan'ny lehilahy ratsy fanahy? Feno ozona sy fitaka, sy teny mampidi-doza ny vavany