plt_tq/psa/09/13.md

12 lines
286 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no angatahan'i Davida ho ataon'i Yaveh azy?
Mangataka an'i Yaveh mba hamindra fo aminy izy.
# Iza no mampahory an'i Davida?
Ampahorian'ireo izay mankahala azy i Davida.
# Aiza Davida no hifaly amin'ny famonjena?
Eo ambavahadin'ny zanaka vavin'i Ziona no hifalian'i Davida.