# Inona no angatahan'i Davida ho ataon'i Yaveh azy? Mangataka an'i Yaveh mba hamindra fo aminy izy. # Iza no mampahory an'i Davida? Ampahorian'ireo izay mankahala azy i Davida. # Aiza Davida no hifaly amin'ny famonjena? Eo ambavahadin'ny zanaka vavin'i Ziona no hifalian'i Davida.