plt_tq/psa/07/05.md

4 lines
292 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no lazain'i Davida fa tokony hataon'i Yaveh aminy raha tsy milaza ny marina i Davida?
Davida miteny fa tokony hamela ny fahavalony hanenjika ny ain'i Davida i Yaveh ary hisambotra izany, hanitsakitsaka velona ny tenany amin'ny tany ary hamela azy mandry amin'ny vovoka amin-kenatra.