# Inona no lazain'i Davida fa tokony hataon'i Yaveh aminy raha tsy milaza ny marina i Davida? Davida miteny fa tokony hamela ny fahavalony hanenjika ny ain'i Davida i Yaveh ary hisambotra izany, hanitsakitsaka velona ny tenany amin'ny tany ary hamela azy mandry amin'ny vovoka amin-kenatra.