plt_tq/psa/07/01.md

12 lines
359 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ao amin'iza Davida no mialoka?
Davida mialoka ao amin'i Yaveh Andriamaniny.
# Inona no angatahan'i Davida hataon'i Yaveh?
Davida mangataka ny hanavotan'i Yaveh azy amin'ireo izay manenjika azy, ary mba hamonjy azy.
# Inona no hany azon'i Yaveh atao ho an'i Davida?
Tsy misy afa-tsy Yaveh irery ihany no afaka hitondra an'i Davida ho amin'ny fiarovana.