# Ao amin'iza Davida no mialoka? Davida mialoka ao amin'i Yaveh Andriamaniny. # Inona no angatahan'i Davida hataon'i Yaveh? Davida mangataka ny hanavotan'i Yaveh azy amin'ireo izay manenjika azy, ary mba hamonjy azy. # Inona no hany azon'i Yaveh atao ho an'i Davida? Tsy misy afa-tsy Yaveh irery ihany no afaka hitondra an'i Davida ho amin'ny fiarovana.