plt_tq/psa/05/09.md

8 lines
461 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no fomba hanoritsoritan'i Davida an'ireo fahavalony?
Davida mamaritra ireo fahavalony ho tsy misy fahamarinana eo am-bavan'izy ireo, ratsy ny atiny, fasana misokatra ny tendan'izy ireo ary malefaka izy ireo amin'ny lelany.
# Inona no angatahan'i Davida hataon'Andriamanitra amin'ireo fahavalon'i Davida noho ny hamaroan'ny fahadisoan'izy ireo sy fikomiana tamin'Andriamanitra?
Davida managataka an'Andriamanitra hanambara fa meloka ireo fahavalony.