# Ahoana no fomba hanoritsoritan'i Davida an'ireo fahavalony? Davida mamaritra ireo fahavalony ho tsy misy fahamarinana eo am-bavan'izy ireo, ratsy ny atiny, fasana misokatra ny tendan'izy ireo ary malefaka izy ireo amin'ny lelany. # Inona no angatahan'i Davida hataon'Andriamanitra amin'ireo fahavalon'i Davida noho ny hamaroan'ny fahadisoan'izy ireo sy fikomiana tamin'Andriamanitra? Davida managataka an'Andriamanitra hanambara fa meloka ireo fahavalony.