plt_tq/psa/01/03.md

8 lines
204 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tahaka ny ahoana ny olona sambatra?
Tahaka ny hazo nambolena teo akaikin'ny rano mandeha izy.
# Inona no hitranga amin'izay rehetra ataon'ny olona sambatra?
Ho ambinina izy amin'izay rehetra ataony.