# Tahaka ny ahoana ny olona sambatra? Tahaka ny hazo nambolena teo akaikin'ny rano mandeha izy. # Inona no hitranga amin'izay rehetra ataon'ny olona sambatra? Ho ambinina izy amin'izay rehetra ataony.