plt_tq/psa/01/01.md

20 lines
490 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza no tsy alehan'ny olona sambatra?
Tsy mandeha amin'ny torohevitry ny ratsy fanahy izy.
# Aiza no tsy ijoroan'ny olona sambatra?
Tsy mijoro eo amin'ny lalana miaraka amin'ny mpanota izy.
# Aiza no tsy itoeran'ny olona sambatra?
Tsy mipetraka ao amin'ny fiangonan'ny mpaneso izy.
# Ao amin'ny inona no ankasitrahan'ny olona sambatra?
Ao amin'ny lalàn'i Yaveh no sitrany.
# Isaky ny inona no misaintsaina ny lalàna ny olona sambatra?
Andro aman'alina no hisaintsainany izany.