# Aiza no tsy alehan'ny olona sambatra? Tsy mandeha amin'ny torohevitry ny ratsy fanahy izy. # Aiza no tsy ijoroan'ny olona sambatra? Tsy mijoro eo amin'ny lalana miaraka amin'ny mpanota izy. # Aiza no tsy itoeran'ny olona sambatra? Tsy mipetraka ao amin'ny fiangonan'ny mpaneso izy. # Ao amin'ny inona no ankasitrahan'ny olona sambatra? Ao amin'ny lalàn'i Yaveh no sitrany. # Isaky ny inona no misaintsaina ny lalàna ny olona sambatra? Andro aman'alina no hisaintsainany izany.