plt_tq/pro/31/10.md

8 lines
241 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no sarobidy noho ny firavaka?
Ny vehivavy mahay dia sarobidy noho ny firavaka.
# Inona no ataon'ny vehivavy mahavita azy amin'ny androm-piainany rehetra?
Manao soa amin'ny vadiny izy afa tsy ratsy amin'ny androm-piainany rehetra.