# Inona no sarobidy noho ny firavaka? Ny vehivavy mahay dia sarobidy noho ny firavaka. # Inona no ataon'ny vehivavy mahavita azy amin'ny androm-piainany rehetra? Manao soa amin'ny vadiny izy afa tsy ratsy amin'ny androm-piainany rehetra.