plt_tq/pro/07/10.md

8 lines
250 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Toy ny ahoana no fiakanjon'ilay vehivavy nifanena tamin'ilay tovolahy?
Niankanjo tahaka ny mpivaro-tena ilay vehivavy.
# Inona no ataon'ilay vehivavy eny an-joron-trano rehetra?
Eny an-joron-trano rehetra eny ilay vehivavy no miandry mamitsaka.