# Toy ny ahoana no fiakanjon'ilay vehivavy nifanena tamin'ilay tovolahy? Niankanjo tahaka ny mpivaro-tena ilay vehivavy. # Inona no ataon'ilay vehivavy eny an-joron-trano rehetra? Eny an-joron-trano rehetra eny ilay vehivavy no miandry mamitsaka.