plt_tq/pro/06/17.md

8 lines
205 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ny tongotra halan'i Yaveh?
Halan'i Yaveh ny tongotra izay mailaka amin'ny fiazakazahana hanao ratsy.
# Inona ny vavolombelona halan'i Yaveh?
Halan'i Yaveh ny vavolombelona izay mamoaka lainga.