# Inona ny tongotra halan'i Yaveh? Halan'i Yaveh ny tongotra izay mailaka amin'ny fiazakazahana hanao ratsy. # Inona ny vavolombelona halan'i Yaveh? Halan'i Yaveh ny vavolombelona izay mamoaka lainga.