plt_tq/pro/02/20.md

12 lines
335 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'ny lalan'iza no tokony halehan'ny zanaka?
Amin'ny lalan'ny olona tsara sy ireo izay manao ny marina no tokony halehan'ny zanaka.
# Inona no hahazo an'ireo izay manao ny marina?
Ireo manao ny marina dia hanao fonenana eo amin'ny tany.
# Inona no hanjo an'ireo izay ratsy fanahy?
Ny ratsy fanahy hofongorona eo amin'ny tany.