# Amin'ny lalan'iza no tokony halehan'ny zanaka? Amin'ny lalan'ny olona tsara sy ireo izay manao ny marina no tokony halehan'ny zanaka. # Inona no hahazo an'ireo izay manao ny marina? Ireo manao ny marina dia hanao fonenana eo amin'ny tany. # Inona no hanjo an'ireo izay ratsy fanahy? Ny ratsy fanahy hofongorona eo amin'ny tany.