plt_tq/php/04/10.md

12 lines
522 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no afaka havaozin'ireo Filipiana ankehitriny?
Ireo Filipiana dia afaka manavao ny fiheveran'izy ireo an'i Paoly ankehitriny.
# Inona no tsiambaratelo nianaran'i Paoly momba ny fiainana amin'ny toe-javatra miseho samihafa?
Paoly dia nianatra ny tsiambaratelon'ny fiainana am-pifaliana amin'ny fananam-be sy anatin'ny tsy fahampiana.
# Amin'ny alalan'ny hery inona no afahan'i Paoly miaina am-pifaliana?
Paoly dia afaka miaina am-pifaliana ny toe-java-miseho rehetra amin'ny alalan'i Kristy izay nampahery azy.