# Inona no afaka havaozin'ireo Filipiana ankehitriny? Ireo Filipiana dia afaka manavao ny fiheveran'izy ireo an'i Paoly ankehitriny. # Inona no tsiambaratelo nianaran'i Paoly momba ny fiainana amin'ny toe-javatra miseho samihafa? Paoly dia nianatra ny tsiambaratelon'ny fiainana am-pifaliana amin'ny fananam-be sy anatin'ny tsy fahampiana. # Amin'ny alalan'ny hery inona no afahan'i Paoly miaina am-pifaliana? Paoly dia afaka miaina am-pifaliana ny toe-java-miseho rehetra amin'ny alalan'i Kristy izay nampahery azy.