plt_tq/php/04/01.md

8 lines
283 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no tian'i Paoly ataon'ireo namana malalany any Filipy?
Tian'i Paoly ireo Filipiana mba hijoro mafy ao amin'ny Tompo.
# Inona no irian'i Paoly ho hita hitranga amin'i Eodia sy Syntyke?
Paoly dia maniry hahita an'i Eodia sy Syntyke hanana fisainana mitovy ao amin'ny Tompo.