# Inona no tian'i Paoly ataon'ireo namana malalany any Filipy? Tian'i Paoly ireo Filipiana mba hijoro mafy ao amin'ny Tompo. # Inona no irian'i Paoly ho hita hitranga amin'i Eodia sy Syntyke? Paoly dia maniry hahita an'i Eodia sy Syntyke hanana fisainana mitovy ao amin'ny Tompo.