plt_tq/php/02/17.md

8 lines
284 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ho amin'ny tanjona inona no hampidinana ny fiainanan'i Paoly?
Paoly dia mampidina ny fiainany eo amin'ny sorona sy fanompoana ny finoan'ireo Filipiana.
# Inona no toe-tsaina ananan'i Paoly, izay tiany hananan'ireo Filipiana ihany koa?
Paoly dia nifaly tamin'ny hafaliana lehibe.