# Ho amin'ny tanjona inona no hampidinana ny fiainanan'i Paoly? Paoly dia mampidina ny fiainany eo amin'ny sorona sy fanompoana ny finoan'ireo Filipiana. # Inona no toe-tsaina ananan'i Paoly, izay tiany hananan'ireo Filipiana ihany koa? Paoly dia nifaly tamin'ny hafaliana lehibe.